Ohabolana 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny fitahian’i Jehovah no mampanan-karena+ ary tsy ampiany fahoriana izany.+ 1 Korintianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay,+ ary ianareo dia saha volena+ sy trano aorina,+ izay samy an’Andriamanitra.
9 Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay,+ ary ianareo dia saha volena+ sy trano aorina,+ izay samy an’Andriamanitra.