Salamo 63:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa mahatsiaro anao eo am-pandriako aho,+Mandritra ireo fotoam-piambenana amin’ny alina, dia misaintsaina momba anao.+ Mika 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+
6 Rehefa mahatsiaro anao eo am-pandriako aho,+Mandritra ireo fotoam-piambenana amin’ny alina, dia misaintsaina momba anao.+
7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+