Salamo 119:147 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 147 Vao mangiran-dratsy+ dia efa mifoha aho mba hiantso vonjy aminao.+Ny teninao no andrasako.+ Isaia 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia niantsoantso toy ny liona+ izy hoe: “Eto amin’ny tilikambo fiambenana aho no mijoro mandritra ny andro, Jehovah ô, ary eto amin’ny toeram-piambenako aho isaky ny alina.+
8 Dia niantsoantso toy ny liona+ izy hoe: “Eto amin’ny tilikambo fiambenana aho no mijoro mandritra ny andro, Jehovah ô, ary eto amin’ny toeram-piambenako aho isaky ny alina.+