24 Dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra+ ny Israely, ka naka ny taniny+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny taranak’i Amona. Fa i Jazera+ no sisin-tanin’ny taranak’i Amona.+
30 Fa tsy namela antsika handalo tao amin’ny taniny i Sihona mpanjakan’i Hesbona, satria navelan’i Jehovah Andriamanitrao hikiribiby+ amin’ny heviny sy hanamafy ny fony izy, mba hanolorana azy eo an-tananao toy ny amin’izao andro izao.+
21 Ary natolotr’i Jehovah Andriamanitry ny Israely teo an-tanan’ny Israelita i Sihona sy ny vahoakany rehetra, ka namely azy ireo ny Israelita. Koa nalain’izy ireo ny tany rehetran’ny Amorita nonina tao amin’izany tany izany.+