Eksodosy 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hitan’ny Israely koa ny nampiasan’i Jehovah hery lehibe hamelezana ny Ejipsianina. Dia natahotra an’i Jehovah ny olona, sady nino an’i Jehovah sy Mosesy mpanompony.+ Salamo 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hamoaka didim-pitsarana hampiharina amin’ireo firenena i Jehovah.+Jehovah ô, tsarao aho araka ny fahamarinako+Sy ny tsy fivadihako+ aminao.
31 Ary hitan’ny Israely koa ny nampiasan’i Jehovah hery lehibe hamelezana ny Ejipsianina. Dia natahotra an’i Jehovah ny olona, sady nino an’i Jehovah sy Mosesy mpanompony.+
8 Hamoaka didim-pitsarana hampiharina amin’ireo firenena i Jehovah.+Jehovah ô, tsarao aho araka ny fahamarinako+Sy ny tsy fivadihako+ aminao.