Salamo 57:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Miantso an’Andriamanitra Avo Indrindra aho, dia ilay tena Andriamanitra, izay mampitsahatra izany noho ny amiko.+ Filipianina 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary izao no azoko antoka: Ilay nanomboka asa tsara teo aminareo no hamita tanteraka+ izany mandra-pahatongan’ny andron’i+ Jesosy Kristy.
2 Miantso an’Andriamanitra Avo Indrindra aho, dia ilay tena Andriamanitra, izay mampitsahatra izany noho ny amiko.+
6 Ary izao no azoko antoka: Ilay nanomboka asa tsara teo aminareo no hamita tanteraka+ izany mandra-pahatongan’ny andron’i+ Jesosy Kristy.