FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary i Jehovah Andriamanitrareo no nanala azy ireo tsy ho eo anatrehanareo,+ ka nandroaka azy noho ny aminareo. Dia nalainareo ho fanananareo ny tanin’izy ireo, araka izay nampanantenain’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+

  • Salamo 138:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hotanterahin’i Jehovah daholo izay noeritreretiny hahasoa ahy.+

      Mandrakizay ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, Jehovah ô!+

      Aza afoy ny asan’ny tananao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara