Salamo 40:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jehovah ô, aoka ho sitrakao ny hanafaka ahy.+Mba ampio haingana aho, Jehovah ô!+ Salamo 70:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa ory sy mahantra aho.+Vonjeo haingana aho, Andriamanitra ô!+Ianao no Mpanampy sy Mpanafaka ahy.+Aza ela loatra, Jehovah ô!+ Salamo 71:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Aoka ianao tsy ho lavitra ahy, Andriamanitra ô!+Mba ampio haingana aho, Andriamanitro ô!+
5 Fa ory sy mahantra aho.+Vonjeo haingana aho, Andriamanitra ô!+Ianao no Mpanampy sy Mpanafaka ahy.+Aza ela loatra, Jehovah ô!+