Ohabolana 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Miaro ny ainy ny olona mahafehy ny vavany,+ fa izay be resaka kosa manimba tena.+ Ohabolana 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Miaro ny tenany tsy hahita fahoriana ny olona mitandrina ny teny aloaky ny vavany.+