FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 141:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ambeno ny vavako,+ Jehovah ô!

      Ary asio mpiambina eo amin’ny varavaran’ny molotro.+

  • Ohabolana 10:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ny teny maro tsy ilaozan’ota,+ fa malina kosa ny olona mahafehy ny vavany.+

  • Ohabolana 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanao teny tsy nety ny olon-dratsy ka voafandrik’izany,+ fa tafavoaka amin’ny fahoriana kosa ny marina.+

  • Ohabolana 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Miaro ny ainy ny olona mahafehy ny vavany,+ fa izay be resaka kosa manimba tena.+

  • Mpitoriteny 10:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Aza manozona ny mpanjaka na dia ao amin’ny efitranonao aza,+ ary aza manozona ny mpanankarena na dia ao amin’ny efitrano anatiny atorianao aza.+ Fa na ny voro-manidina eny amin’ny lanitra aza hitondra ny feo, ary izay manana elatra hanambara izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara