FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Aza faingam-bava, ary aoka ny fonao+ tsy hanosika anao halaky hiteny eo anatrehan’Andriamanitra.+ Fa any an-danitra izy+ ary ianao kosa etỳ an-tany, ka aoka ho vitsy ny teninao.+

  • Mpitoriteny 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Be resaka loatra ny olona adala.+

      Tsy misy olona mahalala ny hoavy. Koa iza no afaka milaza aminy izay ho avy any aoriany?+

  • Jakoba 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Manao fahadisoana* imbetsaka mantsy isika rehetra.+ Raha misy tsy manao fahadisoana amin’izay lazainy,+ dia izy no olona lavorary,+ mahafehy ny tenany manontolo koa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara