FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 30:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny olona iray, na mianiana+ ka mivoady fa hifady zavatra,+ ary ny ainy no ataony antoka, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy,+ fa tokony hotanterahiny izay rehetra naloaky ny vavany.+

  • Nomery 30:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa raha nandrara azy tsy hanao izany kosa ny rainy tamin’ny andro nandrenesany ny voady rehetra nataon-janany, na ilay voadiny hoe hifady zavatra, dia tsy hanan-kery izany. Hamela heloka an’ilay tovovavy anefa i Jehovah, satria nandrara azy ny rainy.+

  • 1 Samoela 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Efa reraka ireo lehilahy israelita tamin’iny andro iny, nefa i Saoly mbola nampianiana ny olona ihany,+ hoe: “Voaozona izay olona mihinan-kanina alohan’ny takariva, mandra-pamitako ny valifatiko+ amin’ny fahavaloko!” Dia tsy nisy nihinan-kanina ny olona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara