Ohabolana 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny teny maro tsy ilaozan’ota,+ fa malina kosa ny olona mahafehy ny vavany.+ Ohabolana 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitondra soa ny tenin’ny hendry noho ny fahalalana ananany,+ fa miboiboika hadalana kosa ny vavan’ny tsisy saina.+
2 Mitondra soa ny tenin’ny hendry noho ny fahalalana ananany,+ fa miboiboika hadalana kosa ny vavan’ny tsisy saina.+