Ohabolana 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tsy fantatrao izay havoaky ny andro tsirairay,+ ka aza mirehareha ny amin’ny ampitso.+ Mpitoriteny 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa iza no mahalala izay mahasoa ny olona mandritra ny androm-piainany,+ eo amin’izao fiainana poakaty sy mandalo toy ny aloka izao?+ Fa iza no hilaza amin’ny olona izay hitranga etỳ ambanin’ny masoandro aorian’ny ahalasanany?+ Mpitoriteny 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy misy mahalala izay ho avy,+ ary iza tokoa moa no afaka hilaza aminy izay ho avy? Jakoba 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety ianareo, ary levona rehefa avy eo.+
12 Fa iza no mahalala izay mahasoa ny olona mandritra ny androm-piainany,+ eo amin’izao fiainana poakaty sy mandalo toy ny aloka izao?+ Fa iza no hilaza amin’ny olona izay hitranga etỳ ambanin’ny masoandro aorian’ny ahalasanany?+
14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety ianareo, ary levona rehefa avy eo.+