Ohabolana 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny teny maro tsy ilaozan’ota,+ fa malina kosa ny olona mahafehy ny vavany.+ Mpitoriteny 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 misy fotoana androvitana+ ary misy fotoana anjairana,+ misy fotoana anginana+ ary misy fotoana itenenana,+ Matio 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Rehefa mivavaka anefa ianareo, dia aza mamerimberina zavatra mitovy foana,+ toy ny ataon’ny olona eo amin’izao tontolo izao. Heveriny mantsy fa ny fampiasany teny maro no hihainoana azy.
7 misy fotoana androvitana+ ary misy fotoana anjairana,+ misy fotoana anginana+ ary misy fotoana itenenana,+
7 Rehefa mivavaka anefa ianareo, dia aza mamerimberina zavatra mitovy foana,+ toy ny ataon’ny olona eo amin’izao tontolo izao. Heveriny mantsy fa ny fampiasany teny maro no hihainoana azy.