2 Samoela 3:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia hoy i Davida tamin’i Joaba sy ny olona rehetra niaraka taminy: “Rovito ny akanjonareo+ ary misikìna lamba gony,+ ka midradradradrà eo alohan’i Abnera.” Ary nandeha taorian’ilay filanjana faty i Davida Mpanjaka. 2 Samoela 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nasian’i Tamara lavenona+ ny lohany, ary norovitiny ilay akanjo lava mitsipitsipika nanaovany. Ary niloloha tanana izy+ ka lasa nandeha, sady nitomany teny am-pandehanana.
31 Dia hoy i Davida tamin’i Joaba sy ny olona rehetra niaraka taminy: “Rovito ny akanjonareo+ ary misikìna lamba gony,+ ka midradradradrà eo alohan’i Abnera.” Ary nandeha taorian’ilay filanjana faty i Davida Mpanjaka.
19 Dia nasian’i Tamara lavenona+ ny lohany, ary norovitiny ilay akanjo lava mitsipitsipika nanaovany. Ary niloloha tanana izy+ ka lasa nandeha, sady nitomany teny am-pandehanana.