Josoa 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Josoa. Ary niankohoka+ tamin’ny tany teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah izy sy ny anti-panahin’ny Israely mandra-paharivan’ny andro, sady nasian’izy ireo vovoka foana ny lohany.+ 2 Samoela 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nandrovitra ny akanjony i Davida,+ ary samy nanao toy izany koa ny lehilahy rehetra niaraka taminy.
6 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Josoa. Ary niankohoka+ tamin’ny tany teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah izy sy ny anti-panahin’ny Israely mandra-paharivan’ny andro, sady nasian’izy ireo vovoka foana ny lohany.+
11 Dia nandrovitra ny akanjony i Davida,+ ary samy nanao toy izany koa ny lehilahy rehetra niaraka taminy.