Nehemia 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tamin’ny andro fahefatra amby roapolon’io volana+ io, dia nivory ny zanak’Israely, ka nifady hanina+ sy nitafy lamba gony+ ary nihosim-bovoka.+ Joba 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nahatazana azy avy lavitra izy telo lahy, dia tsy nahafantatra azy. Ary nidradradradra nitomany izy ireo, ka samy nandrovitra+ ny akanjony ivelany tsy misy tanany, sady nanipy vovoka ho amin’ny lanitra, hiraraka eo amin’ny lohany.+
9 Tamin’ny andro fahefatra amby roapolon’io volana+ io, dia nivory ny zanak’Israely, ka nifady hanina+ sy nitafy lamba gony+ ary nihosim-bovoka.+
12 Rehefa nahatazana azy avy lavitra izy telo lahy, dia tsy nahafantatra azy. Ary nidradradradra nitomany izy ireo, ka samy nandrovitra+ ny akanjony ivelany tsy misy tanany, sady nanipy vovoka ho amin’ny lanitra, hiraraka eo amin’ny lohany.+