FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Josoa. Ary niankohoka+ tamin’ny tany teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah izy sy ny anti-panahin’ny Israely mandra-paharivan’ny andro, sady nasian’izy ireo vovoka foana ny lohany.+

  • 2 Samoela 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary tamin’ny andro fahatelo, dia nisy lehilahy+ tonga avy tany an-toby, avy tany amin’ny tafik’i Saoly. Rovitra ny akanjony+ ary nihosim-bovoka ny lohany.+ Raha vao tonga teo amin’i Davida izy, dia niondrika tamin’ny tany+ ka niankohoka.

  • Joba 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Rehefa nahatazana azy avy lavitra izy telo lahy, dia tsy nahafantatra azy. Ary nidradradradra nitomany izy ireo, ka samy nandrovitra+ ny akanjony ivelany tsy misy tanany, sady nanipy vovoka ho amin’ny lanitra, hiraraka eo amin’ny lohany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara