Salamo 39:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hoy aho: “Hitandrina ny lalako aho+Mba tsy hanotan’ny lelako.+Ambenako ny vavako ka hasiako fehivava,+Raha mbola misy ratsy fanahy eo anatrehako.”+ Ohabolana 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza mananatra ny mpaniratsira sao ho halany ianao.+ Anaro kosa ny hendry dia ho tiany ianao.+ Isaia 53:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Voageja mafy+ sy nanaiky hampahorina izy,+ nefa tsy niloa-bava akory. Nentina toy ny ondry hovonoina izy,+ ary tsy niloa-bava toy ny ondrivavy izay nanjary moana teo anoloan’ny mpanety azy.+
39 Hoy aho: “Hitandrina ny lalako aho+Mba tsy hanotan’ny lelako.+Ambenako ny vavako ka hasiako fehivava,+Raha mbola misy ratsy fanahy eo anatrehako.”+
7 Voageja mafy+ sy nanaiky hampahorina izy,+ nefa tsy niloa-bava akory. Nentina toy ny ondry hovonoina izy,+ ary tsy niloa-bava toy ny ondrivavy izay nanjary moana teo anoloan’ny mpanety azy.+