Romanina 8:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Araka ny voasoratra hoe: “Vonoina ho faty mandrakariva izahay noho ny aminao, ary toy ny ondry haripaka no fiheverana anay.”+ 2 Korintianina 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Eny, tsapanay tao anatinay tao fa nahazo fanamelohana ho faty izahay. Izany dia mba hitokisanay+ amin’Andriamanitra izay manangana ny maty,+ fa tsy amin’ny tenanay. Hebreo 11:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Notoraham-bato+ izy ireo, niharam-pitsapana,+ notsofana, maty+ ripaky ny sabatra, nirenireny nitafy hoditr’ondry+ sy hoditr’osy, sady tsy nanana na inona na inona,+ nizaka fahoriana,+ nampijalina.+
36 Araka ny voasoratra hoe: “Vonoina ho faty mandrakariva izahay noho ny aminao, ary toy ny ondry haripaka no fiheverana anay.”+
9 Eny, tsapanay tao anatinay tao fa nahazo fanamelohana ho faty izahay. Izany dia mba hitokisanay+ amin’Andriamanitra izay manangana ny maty,+ fa tsy amin’ny tenanay.
37 Notoraham-bato+ izy ireo, niharam-pitsapana,+ notsofana, maty+ ripaky ny sabatra, nirenireny nitafy hoditr’ondry+ sy hoditr’osy, sady tsy nanana na inona na inona,+ nizaka fahoriana,+ nampijalina.+