Salamo 48:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Lehibe i Jehovah ka tena mendrika hoderaina+Ao amin’ny tanànan’Andriamanitsika,+ ao amin’ny tendrombohiny masina.+ Salamo 96:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa lehibe i Jehovah,+ ka tena mendrika hoderaina tokoa.Mendrika hatahorana kokoa noho ny andriamanitra rehetra izy.+ Salamo 147:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lehibe ilay Tompontsika sady tena mahery.+Mahira-tsaina tsy misy hoatr’izany izy.+ Salamo 150:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Derao izy noho ny asany lehibe.+Derao izy araka ny haben’ny fahalehibeazany.+ Romanina 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa ny toetrany tsy hita maso,+ izany hoe ny heriny+ mandrakizay sy ny maha Andriamanitra azy,+ dia hita mazava hatramin’ny namoronana izao tontolo izao,+ satria hita amin’ny zavatra nataony.+ Koa tsy afa-tsiny izy ireo,+ Apokalypsy 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+
48 Lehibe i Jehovah ka tena mendrika hoderaina+Ao amin’ny tanànan’Andriamanitsika,+ ao amin’ny tendrombohiny masina.+
4 Fa lehibe i Jehovah,+ ka tena mendrika hoderaina tokoa.Mendrika hatahorana kokoa noho ny andriamanitra rehetra izy.+
20 Fa ny toetrany tsy hita maso,+ izany hoe ny heriny+ mandrakizay sy ny maha Andriamanitra azy,+ dia hita mazava hatramin’ny namoronana izao tontolo izao,+ satria hita amin’ny zavatra nataony.+ Koa tsy afa-tsiny izy ireo,+
3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+