Salamo 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misaora an’i Jehovah amin’ny harpa.+Manaova hira fiderana ho azy amin’ny lokanga misy tadiny folo.+ Salamo 92:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 92 Tsara ny misaotra anao, Jehovah ô,+Sy ny mihira fiderana ho an’ny anaranao, ry Avo Indrindra ô!+
2 Misaora an’i Jehovah amin’ny harpa.+Manaova hira fiderana ho azy amin’ny lokanga misy tadiny folo.+