1 Samoela 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ory dia ory i Davida+ satria nilaza ny hitora-bato azy ny olona.+ Samy tezitra+ daholo mantsy izy ireo noho ny amin’ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Koa nankahery tena tamin’ny alalan’i Jehovah Andriamaniny i Davida.+ Matio 27:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Nitoky tamin’Andriamanitra izy. Koa raha tia azy Andriamanitra, dia aoka hamonjy+ azy ankehitriny, satria hoy izy: ‘Zanak’Andriamanitra aho.’”+ Hebreo 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary koa hoe: “Hatoky azy aho”,+ sy hoe: “Indreto izaho sy ireo zaza nomen’i Jehovah ahy!”+
6 Ary ory dia ory i Davida+ satria nilaza ny hitora-bato azy ny olona.+ Samy tezitra+ daholo mantsy izy ireo noho ny amin’ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Koa nankahery tena tamin’ny alalan’i Jehovah Andriamaniny i Davida.+
43 Nitoky tamin’Andriamanitra izy. Koa raha tia azy Andriamanitra, dia aoka hamonjy+ azy ankehitriny, satria hoy izy: ‘Zanak’Andriamanitra aho.’”+