FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 16:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nitanatana vava handrapaka ahy ny olona,+

      Ary namely tehamaina ahy, no sady nandatsa.

      Maro be izy ireo no nifarimbona niady tamiko.+

  • Salamo 35:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Mitanatana vava mandatsa ahy izy ireo,+

      Ka milaza hoe: “Tsara ho azy izay! Ny masonay mihitsy no nahita.”+

  • Fitomaniana 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Manoka-bava hamelezana anao avokoa ny fahavalonao.+

      Misioka izy ireo ary mihidy vazana,+ ka milaza hoe: “Harapatsika izy.+

      Ity mihitsy ilay andro efa nandrasantsika.+ Azontsika e! Hitantsika e!”+

  • Matio 26:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nikaon-doha+ izy ireo mba hisamborana an’i Jesosy amin-kafetsena, sy mba hamonoana azy ho faty.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara