Levitikosy 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa ankatoavy ny lalàko, ary hajao ny didim-pitsarako ka ampiharo. Dia honina tsy amin’ahiahy eo amin’ilay tany tokoa ianareo.+ Deoteronomia 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hiampita an’i Jordana+ ianareo ka honina any amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrareo ho fanananareo,+ ary hataony mandry feizay eo anivon’ny fahavalonareo rehetra manodidina ianareo, ka honina tsy hanana ahiahy+ tokoa. Ezekiela 34:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ary hataoko tsy misy bibidia masiaka intsony ao amin’ilay tany,+ ka honina tsy amin’ahiahy any an-tany efitra izy ireo, ary hatory any an’ala.+
18 Koa ankatoavy ny lalàko, ary hajao ny didim-pitsarako ka ampiharo. Dia honina tsy amin’ahiahy eo amin’ilay tany tokoa ianareo.+
10 Hiampita an’i Jordana+ ianareo ka honina any amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrareo ho fanananareo,+ ary hataony mandry feizay eo anivon’ny fahavalonareo rehetra manodidina ianareo, ka honina tsy hanana ahiahy+ tokoa.
25 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ary hataoko tsy misy bibidia masiaka intsony ao amin’ilay tany,+ ka honina tsy amin’ahiahy any an-tany efitra izy ireo, ary hatory any an’ala.+