2 Mpanjaka 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!”+ Dia nitomany be izy.+ Salamo 43:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao.+Aoka ireny no hitarika ahy,+Sy hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra.+ Salamo 86:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô!+Handeha amin’ny fahamarinanao aho.+Ataovy izay hatahorako ny anaranao amin’ny foko manontolo.+
3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!”+ Dia nitomany be izy.+
3 Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao.+Aoka ireny no hitarika ahy,+Sy hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra.+
11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô!+Handeha amin’ny fahamarinanao aho.+Ataovy izay hatahorako ny anaranao amin’ny foko manontolo.+