Galatianina 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Miharihary ny asan’ny nofo,+ dia fijangajangana,+ fahalotoana, fitondran-tena baranahiny,+ 2 Petera 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nafahany koa i Lota+ olo-marina, izay ory dia ory rehefa nahita an’ireo mpandika lalàna nanaram-po tamin’ny fitondran-tena baranahiny.+
7 Nafahany koa i Lota+ olo-marina, izay ory dia ory rehefa nahita an’ireo mpandika lalàna nanaram-po tamin’ny fitondran-tena baranahiny.+