Genesisy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary raha mbola nitaredretra i Lota,+ dia notantanan’izy roa lahy izy sy ny vadiny ary ny zanany roa vavy, noho ny fangoraham-pon’i Jehovah taminy.+ Ary nentiny nivoaka izy ka nateriny teo ivelan’ny tanàna.+
16 Ary raha mbola nitaredretra i Lota,+ dia notantanan’izy roa lahy izy sy ny vadiny ary ny zanany roa vavy, noho ny fangoraham-pon’i Jehovah taminy.+ Ary nentiny nivoaka izy ka nateriny teo ivelan’ny tanàna.+