Salamo 31:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ka tsy manolotra ahy eo an-tanan’ny fahavalo.+Mampijoro ahy eo amin’ny toerana malalaka ianao.+ Salamo 35:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aoka tsy hiteny anakampo izy ireo hoe: “Tsara ho azy izay! Izay mihitsy no efa nandrasanay.”+Aoka tsy hiteny izy ireo hoe: “Nataonay teli-moka izy.”+ Salamo 41:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah hiaro azy sy hitsimbina ny ainy.+Hambara ho sambatra izy eto an-tany.+Tsy hanolotra azy eo an-tanan’ny fahavalony mihitsy ianao.+ Salamo 41:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao no ahafantarako fa mankasitraka ahy ianao:Tsy manao horakora-pandresena hanakorana ahy ny fahavaloko.+
25 Aoka tsy hiteny anakampo izy ireo hoe: “Tsara ho azy izay! Izay mihitsy no efa nandrasanay.”+Aoka tsy hiteny izy ireo hoe: “Nataonay teli-moka izy.”+
2 I Jehovah hiaro azy sy hitsimbina ny ainy.+Hambara ho sambatra izy eto an-tany.+Tsy hanolotra azy eo an-tanan’ny fahavalony mihitsy ianao.+
11 Izao no ahafantarako fa mankasitraka ahy ianao:Tsy manao horakora-pandresena hanakorana ahy ny fahavaloko.+