FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 33:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Mba hampiverina azy tsy ho any an-davaka,+

      Ka hahazoany ny fahazavan’ny velona.+

  • Jeremia 11:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Toy ny zanak’ondry malemy paika nentina hovonoina aho.+ Tsy fantatro hoe izaho no nokendren’izy ireo hasian-dratsy,+ rehefa niteny izy ireo hoe: “Andao hopotehintsika ilay hazo sy ny voany, ary hofongorantsika tsy ho eo amin’ny tanin’ny velona+ izy, mba tsy hotsarovana intsony ny anarany.”

  • Ezekiela 26:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia hampidiniko ho any amin’izay misy ny olona efa taloha ianao+ mbamin’ireo midina any an-davaka,+ ka samy hamponeniko any amin’ny faritra ambany indrindra amin’ny tany,+ izay toy ny toerana efa rava hatry ny ela. Amin’izay dia tsy honenana intsony ianao. Horavahako kosa anefa ny tanin’ny velona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara