Salamo 114:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nitsambikimbikina toy ny ondrilahy ny tendrombohitra,+Ary ny havoana nitsambikimbikina tahaka ny zanak’ondry. Jeremia 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nijery ny tendrombohitra aho, ary indreo fa nihovotrovotra izy. Nihozongozona daholo koa ny havoana.+
4 Nitsambikimbikina toy ny ondrilahy ny tendrombohitra,+Ary ny havoana nitsambikimbikina tahaka ny zanak’ondry.
24 Nijery ny tendrombohitra aho, ary indreo fa nihovotrovotra izy. Nihozongozona daholo koa ny havoana.+