Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Hebreo 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Amin’izay dia mba ho zavatra roa tsy mety miova sady tsy hain’Andriamanitra andaingana+ no ahazoantsika fampirisihana mafy mba hifikitra amin’ny fanantenana+ napetraka teo anoloantsika, dia isika izay nandositra ho amin’ny fialofana.
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
18 Amin’izay dia mba ho zavatra roa tsy mety miova sady tsy hain’Andriamanitra andaingana+ no ahazoantsika fampirisihana mafy mba hifikitra amin’ny fanantenana+ napetraka teo anoloantsika, dia isika izay nandositra ho amin’ny fialofana.