1 Tantara 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nankalaza+ izany fotoana izany teo anatrehan’Andriamanitra i Davida sy ny Israely rehetra, ka nanao izany araka izay tratry ny heriny sady nihira+ niaraka tamin’ny harpa+ sy lokanga+ sy ampongatapaka+ sy kipantsona ary trompetra.+ Efesianina 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 ka salamo+ sy fiderana+ ary hira momba an’Andriamanitra ampiasaina rehefa mifampiresaka, ary mihirà+ amin’ny fo miaraka amin’ny mozika,+ ho an’i Jehovah,
8 Ary nankalaza+ izany fotoana izany teo anatrehan’Andriamanitra i Davida sy ny Israely rehetra, ka nanao izany araka izay tratry ny heriny sady nihira+ niaraka tamin’ny harpa+ sy lokanga+ sy ampongatapaka+ sy kipantsona ary trompetra.+
19 ka salamo+ sy fiderana+ ary hira momba an’Andriamanitra ampiasaina rehefa mifampiresaka, ary mihirà+ amin’ny fo miaraka amin’ny mozika,+ ho an’i Jehovah,