Genesisy 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hitahy izay mitso-drano anao aho, fa hanozona kosa an’izay miantso loza ho anao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao.”+ Salamo 37:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Miantra olona mandrakariva izy ka mampisambotra,+Koa hahazo fitahiana ny taranany.+ Asan’ny Apostoly 2:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Fa ho anareo ilay fampanantenana,+ eny, ho anareo sy ho an’ny zanakareo ary ho an’izay rehetra any lavitra,+ izany hoe izay rehetra antsoin’i Jehovah Andriamanitsika hanatona azy.”+
3 Ary hitahy izay mitso-drano anao aho, fa hanozona kosa an’izay miantso loza ho anao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao.”+
39 Fa ho anareo ilay fampanantenana,+ eny, ho anareo sy ho an’ny zanakareo ary ho an’izay rehetra any lavitra,+ izany hoe izay rehetra antsoin’i Jehovah Andriamanitsika hanatona azy.”+