FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 58:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Efa hatrany am-bohoka ny ratsy fanahy no niala tamin’ny lala-mahitsy,+

      Ary efa hatrany an-kibo izy ireo no nania.

      Mpandainga koa izy ireo.+

  • Ohabolana 22:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Latsa-paka ao am-pon’ny zaza ny hadalana,+ ka ny tsorakazo famaizana no hahatonga izany ho lavitra azy.+

  • Matio 7:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Toy izany koa fa ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara, ary ny hazo ratsy rehetra kosa mamoa voa ratsy.+

  • Lioka 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa ho lehibe eo anatrehan’i Jehovah izy,+ nefa tsy mahazo misotro divay na toaka mihitsy,+ ary ho feno fanahy masina hatrany an-kibon-dreniny+ izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara