Eksodosy 22:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Raha alainao ho antoka+ ny fitafian’ny namanao, dia tokony haverinao aminy izany rehefa milentika ny masoandro. Ohabolana 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hahita loza izay miantoka olona nisambo-bola raha tsy fantany tsara akory izany olona izany,+ fa milamin-tsaina kosa izay tsy mety hifandray tanana ho mariky ny fifanekena.
26 “Raha alainao ho antoka+ ny fitafian’ny namanao, dia tokony haverinao aminy izany rehefa milentika ny masoandro.
15 Hahita loza izay miantoka olona nisambo-bola raha tsy fantany tsara akory izany olona izany,+ fa milamin-tsaina kosa izay tsy mety hifandray tanana ho mariky ny fifanekena.