Ohabolana 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Anaka, raha nanaiky hiantoka olona nisambo-bola ianao,+ raha nifanaiky tamin’olona tsy fantatrao tsara ianao ka efa nifandray tanana taminy,+ Ohabolana 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mifandray tanana ho mariky ny fifanekena+ ny tsy ampy saina, ka miantoka olona nisambo-bola, eo anatrehan’ny namany.+ Ohabolana 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Alaivo ny akanjon’izay niantoka olona nisambo-bola, dia olona tsy fantany akory.+ Ary alaivo ny antoka nomen’ny olona niaraka tamin’ny vehivavy hafa firenena.+ Ohabolana 22:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Aza mety ho isan’izay mifandray tanana ho mariky ny fifanekena,+ ka miantoka olona nisambo-bola.+
6 Anaka, raha nanaiky hiantoka olona nisambo-bola ianao,+ raha nifanaiky tamin’olona tsy fantatrao tsara ianao ka efa nifandray tanana taminy,+
18 Mifandray tanana ho mariky ny fifanekena+ ny tsy ampy saina, ka miantoka olona nisambo-bola, eo anatrehan’ny namany.+
16 Alaivo ny akanjon’izay niantoka olona nisambo-bola, dia olona tsy fantany akory.+ Ary alaivo ny antoka nomen’ny olona niaraka tamin’ny vehivavy hafa firenena.+