FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tehirizo any aminao re ny fiantohana ahy e!+

      Fa iza indray moa no hifandray tanana+ amiko amin’izany?

  • Ohabolana 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Anaka, raha nanaiky hiantoka olona nisambo-bola ianao,+ raha nifanaiky tamin’olona tsy fantatrao tsara ianao ka efa nifandray tanana taminy,+

  • Ohabolana 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hahita loza izay miantoka olona nisambo-bola raha tsy fantany tsara akory izany olona izany,+ fa milamin-tsaina kosa izay tsy mety hifandray tanana ho mariky ny fifanekena.

  • Ohabolana 22:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Aza mety ho isan’izay mifandray tanana ho mariky ny fifanekena,+ ka miantoka olona nisambo-bola.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara