FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 37:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ho ringana ny ratsy fanahy,+

      Ary ny fahavalon’i Jehovah dia ho tahaka ny hakanton’ny kijana,

      Izay tsy maintsy ho levona.+ Eny, ho levona ireny ka ho lasa setroka.+

  • Salamo 104:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ho ringana tsy hisy etỳ an-tany ny mpanota,+

      Ary ny ratsy fanahy tsy hisy intsony.+

      Aoka aho hidera an’i Jehovah! Miderà an’i Jah!*+

  • Ohabolana 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+

  • Matio 25:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ary ho any amin’ny fandringanana mandrakizay ireo,+ fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiainana mandrakizay.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara