Hosea 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Fa rivotra no afafiny, ka tadio no hojinjainy.+ Tsy misy mamokatra ny voly eny an-tsaha.+ Ary tsy misy voa mitsimoka ahazoana lafarinina.+ Ary raha misy aza izany, dia ny hafa firenena no hitelina azy.+ Galatianina 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+
7 “Fa rivotra no afafiny, ka tadio no hojinjainy.+ Tsy misy mamokatra ny voly eny an-tsaha.+ Ary tsy misy voa mitsimoka ahazoana lafarinina.+ Ary raha misy aza izany, dia ny hafa firenena no hitelina azy.+
7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+