Ohabolana 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mitady fahalalana ny fon’ny mahira-tsaina,+ fa ny vavan’ny tsisy saina kosa te hamoaka hadalana.+ Ohabolana 23:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Aoka hanaiky anatra ny fonao, ary hihaino ny tenin’ny manam-pahalalana ny sofinao.+