Ohabolana 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka manongilan-tsofina hihaino ny fahendrena ianao,+ ary ataonao izay hananan’ny fonao fahaiza-manavaka,+ Ohabolana 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Henoy, anaka, ny tenim-pahendrena lazaiko,+ ary aoka ianao hanongilan-tsofina amin’izay ampianariko momba ny fahaiza-manavaka,+ Ohabolana 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ianao hanongilan-tsofina sy hihaino ny tenin’ny hendry,+ mba hitandreman’ny fonao ny fahalalana avy amiko.+
2 ka manongilan-tsofina hihaino ny fahendrena ianao,+ ary ataonao izay hananan’ny fonao fahaiza-manavaka,+
5 Henoy, anaka, ny tenim-pahendrena lazaiko,+ ary aoka ianao hanongilan-tsofina amin’izay ampianariko momba ny fahaiza-manavaka,+
17 Aoka ianao hanongilan-tsofina sy hihaino ny tenin’ny hendry,+ mba hitandreman’ny fonao ny fahalalana avy amiko.+