Jaona 8:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 ary ho fantatrareo ny marina,+ ary ny marina hanafaka+ anareo.” Filipianina 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izay nataoko ho tombony anefa dia heveriko kosa ho fatiantoka noho ny amin’i Kristy.+