Ohabolana 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Manana torohevitra+ sy fahendrena+ aho, ary mahira-tsaina+ sy mahery.+ Ohabolana 21:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny hendry mananika ny tanànan’ny lehilahy mahery, mba handrodana ilay manda nitokisan’ilay tanàna.+ Mpitoriteny 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny fahendrena no mahatonga ny hendry hahery kokoa noho ny lehilahy folo mifehy tanàna iray.+
22 Ny hendry mananika ny tanànan’ny lehilahy mahery, mba handrodana ilay manda nitokisan’ilay tanàna.+