1 Samoela 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa hoy izy tamin’ny olony: “Sanatria ahy ny haninjitra ny tanako hamely ny tompoko izay voahosotr’i+ Jehovah, satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah izany. Tsy hanao izany aho, fa voahosotr’i Jehovah izy.”+ Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+ 1 Petera 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hajao ny karazan’olona rehetra,+ tiavo ny rahalahy rehetra ao amin’ny finoana,+ matahora an’Andriamanitra,+ hajao ny mpanjaka.+
6 Koa hoy izy tamin’ny olony: “Sanatria ahy ny haninjitra ny tanako hamely ny tompoko izay voahosotr’i+ Jehovah, satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah izany. Tsy hanao izany aho, fa voahosotr’i Jehovah izy.”+
13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+
17 Hajao ny karazan’olona rehetra,+ tiavo ny rahalahy rehetra ao amin’ny finoana,+ matahora an’Andriamanitra,+ hajao ny mpanjaka.+