FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 15:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Faly ny olona rehefa mahay mamaly,+ ary tsara erỳ ny teny lazaina amin’ny fotoana mety!+

  • Ohabolana 24:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Izay mamaly tsy miolakolaka dia hanoroka olona eo amin’ny molony.+

  • Mpitoriteny 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Niezaka nitady teny+ mahafinaritra ilay mpamory vahoaka, sady nanoratra tenim-pahamarinana tsy misy diso.+

  • Isaia 50:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 I Jehovah Tompo Fara Tampony no nanome ahy ny lelan’ny efa nampianarina,+ mba hahafantarako izay tokony holazaina amin’ny olona reraka.+ Mamoha ahy isa-maraina izy, ka fohaziny ny sofiko mba handre toy ny sofin’ny olona efa nampianarina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara