Ohabolana 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Faly ny olona rehefa mahay mamaly,+ ary tsara erỳ ny teny lazaina amin’ny fotoana mety!+ Ohabolana 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izay manana fo hendry no atao hoe mahira-tsaina,+ ary izay manao teny mamy no maharesy lahatra olona.+ Ohabolana 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Toho-tantely ny teny mahafinaritra,+ ka sady mamin’ny olona* no manasitrana ny taolana.+ Ohabolana 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny paoma volamena ao anaty fitoerany volafotsy natao sokitra ny teny atao amin’ny fotoana mahamety azy.+
21 Izay manana fo hendry no atao hoe mahira-tsaina,+ ary izay manao teny mamy no maharesy lahatra olona.+
11 Toy ny paoma volamena ao anaty fitoerany volafotsy natao sokitra ny teny atao amin’ny fotoana mahamety azy.+