Mpitoriteny 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niezaka nitady teny+ mahafinaritra ilay mpamory vahoaka, sady nanoratra tenim-pahamarinana tsy misy diso.+ Lioka 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nidera azy daholo ny rehetra, ary gaga noho ny teny mahafinaritra+ naloaky ny vavany, ka hoy ireo: “Tsy zanak’i Josefa ve io e?”+ 2 Korintianina 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa satria fantatray ny tahotra+ ny Tompo, dia resenay lahatra+ mandrakariva ny olona mba hino anay, fa izahay kosa efa fantatr’Andriamanitra. Antenaiko anefa fa nanampy anareo hahafantatra anay koa ny feon’ny fieritreretanareo.+ Kolosianina 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka ho teny mahafinaritra+ sady mamy sira+ foana no holazainareo, mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo+ ny olona tsirairay.
10 Niezaka nitady teny+ mahafinaritra ilay mpamory vahoaka, sady nanoratra tenim-pahamarinana tsy misy diso.+
22 Nidera azy daholo ny rehetra, ary gaga noho ny teny mahafinaritra+ naloaky ny vavany, ka hoy ireo: “Tsy zanak’i Josefa ve io e?”+
11 Koa satria fantatray ny tahotra+ ny Tompo, dia resenay lahatra+ mandrakariva ny olona mba hino anay, fa izahay kosa efa fantatr’Andriamanitra. Antenaiko anefa fa nanampy anareo hahafantatra anay koa ny feon’ny fieritreretanareo.+
6 Aoka ho teny mahafinaritra+ sady mamy sira+ foana no holazainareo, mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo+ ny olona tsirairay.