2 Nony tonga ny sabata, dia nanomboka nampianatra tao amin’ny synagoga izy. Ary nitolagaga ny ankamaroan’ireo nihaino, ka niteny hoe: “Taiza no nahazoan’ilehio an’izany?+ Fa ahoana no nahazoany izany fahendrena izany, ary ahoana no ahavitany fahagagana toy izao?